Teny iditra fivikiviky (vikiviky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana
Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena [1.1]
Tovy hevitra fivikivikiana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05