Teny iditra | 1 fivikiviky |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 vikiviky |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena |
Tovy hevitra | 5 fivikivikiana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |