Teny iditra fivimbinana (vimbina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io
¶ Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao [Rajemisa 1985]

2009/02/23