|
|
|
|

Teny iditra1  fiviroka
Fototeny  2  viroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona miviroka na mivirotra, izany hoe tailana na ratsy toe-batana
Tovy hevitra  5  fivirotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11