Teny iditra | 1 fivizatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba na toetran' ny olona mivizatra, izany hoe miteny miriadriatra miaraka amin' ny endrika mifandrirodrirotra |
Fototeny | 4 vizatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |