|
|
|
|

Teny iditra1  fivoahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fialana ao an-trano mankany ivelany: Tsy tsara ny mihiboka foana ao an-trano; mahasalama tokoa ny fivoahanakely isan-kariva
Varavarana ahazoana miala ao an-trano mankany ivelany: Misy fivoahana telo itỳ trano ity
Filazana am-pahibemaso: Tamin' ny Alakamisy teo ny fivoahan' ny lalàna momba ny fampianarana
Toerana fivalanana na fivalanan-drano: Atsy atsimon-trano ny fivoahana raha ho any ianao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] sortie, issue, échappement
Ohatra  5  [2.4#] Tsy nisy "aiza sy aiza" fa tongotra an-katoka namonjy ny vavahady fivoahana.
6  [4.27#] Mbola mety ho vita amin' ity taona ity ny fivoahana amin' ny Tetezamita amin' ny alalan' ny fifidianana.
Fototeny  7  voaka
Kamban-teny 
Sary 
12 

Fivaditsoratra  13  fahoviana, fihavanao, fiovahana, fivoahana, hifanaova, hifanavao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21