Teny iditra fivohana (voha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisokafana: Ataovy mitafitafy ny fivohan' ny varavarana
¶ Fiantombohana: Hatramin' ny fivohan' ny Kolejy X teto an-tanàna [Rajemisa 1985]

2009/02/23