Teny iditra fivoravora (voravora)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mivoravora, na miborabora, migoragora; toetran' ny olona mivoravora na mitaraikiraiky, miveravera [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05