|
|
|
|

Teny iditra1  fivoravora
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  voravora
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mivoravora, na miborabora, migoragora; toetran' ny olona mivoravora na mitaraikiraiky, miveravera

Fivaditsoratra  5  firavoravo, fivoravora

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29