Teny iditra fivoravorana (voravora)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiboraborana, fiketrahana, figoragorana: Manahirana ny fitondrana an' io entana io noho ny fivoravorony
Fitaraikiraikena, fiveraverana: Noho ny fivoravoranao no nahavaky io kaopy io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05