|
|
|
|

Teny iditra1  fivoravorana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiboraborana, fiketrahana, figoragorana: Manahirana ny fitondrana an' io entana io noho ny fivoravorony
Fitaraikiraikena, fiveraverana: Noho ny fivoravoranao no nahavaky io kaopy io
Fototeny  4  voravora

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11