Teny iditra |
fivoy
(voy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Tehina fisaka ny lohany entina mikapoka ny rano mba handehanan' ny lakana [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a paddle, an oar [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | la rame [Abinal 1888]
|
| pagaie, aviron [Hallanger 1974]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
fivoy
(voy)
|
Sokajin-teny | anarana na tambinteny
|
Famaritana malagasy | Fomba entina mivoy na mikapoka ny rano mba hampandeha ny lakana ¶ Azo voizina [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | manière de ramer [Abinal 1888]
|
|