Teny iditra (1/2) | 1 fivoy |
Fototeny | 2 voy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tehina fisaka ny lohany entina mikapoka ny rano mba handehanan' ny lakana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a paddle, an oar |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] la rame 7 [1.8] pagaie, aviron |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny fivoy io |
Teny iditra (2/2) | 10 fivoy |
Fototeny | 11 voy |
Sokajin-teny | 12 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Fomba entina mivoy na mikapoka ny rano mba hampandeha ny lakana Azo voizina |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] manière de ramer |
Fivaditsoratra | 15 fivio, fivoy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |