|
|
|
|

Teny iditra1  fivozezehana
Fototeny  2 vozezika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiavosana, fifanongoavana: Ny fivozezehan' ny boky eo ambony latabatra
5 Fahatongavana mirohotra maro be: Tsy hita holazaina ny fivozezehan' ny ankizy teo amin' ny nisy an' ireo olona niady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 L’entassement, l’action d’aller, d’arriver en foule, le lieu [1.3#864]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08