Teny iditra | 1 fivozihirana |
Fototeny | 2 vozihitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fibontainana, fizihirana be |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] l’action de se gonfler, les embarras gastriques, la cause |
Ohatra |
6 Ny fivozihiran' ny kibon' Ibalita no tsy ahafahany miaina [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |