|
|
|
|

Teny iditra1  fizahozahoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#287] L'action de parler de soi, de se mettre en avant, en relief.
5  [1.5] Action de se mettre en avant, prétention.
Ohatra  6  [2.895#] hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana.
7  [2.503#] fizahozahoana sy fihetraketrahana ao amin'ny ankilany ary tahotahotra sy fandefideferana eo amin'ny andaniny no tsy maintsy nateraky ny fiaraha-miaina toy izany.
Fototeny  8  izahozaho

Fivaditsoratra  9  fihazohazoana, fizahozahoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21