Teny iditra fizaka (zaka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mizaka, na mitondra, miaritra
Azo zakaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de disposer [1.3]

Teny iditra fizaka (zaka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mizaka na miresaka
Azo zakaina na resahina [1.1]
  [Taisaka] Fomba fiteny [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31