|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fizaka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mizaka, na mitondra, miaritra
Azo zakaina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#866] manière de disposer
Fototeny  5  zaka

Teny iditra (2/2)6  fizaka
Sokajin-teny  7  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fomba entina mizaka na miresaka
Azo zakaina na resahina
9  [1.78] [Taisaka] fomba fiteny
Fototeny  10  zaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11