|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fizakana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiaretana, fandeferana: Zava-tsarotra ny fizakana ny latsa sy ny eso
Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako
Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy
Ohatra  4  [1.369#] Nilaozana izy, ary tsy nahonon-tena amin' ny fizakana samirery ny lanjan' ankizy efatra.
5  [4.27#] Ny fizakana zo iray anefa dia mety miankina amin' ny fifamaliana eo amin' ny samy firenena.
Fototeny  6  zaka

Teny iditra (2/2)7  fizakana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Fitenenana, firesahana
Fototeny  10  zaka

Fivaditsoratra  11  ankafiza, fizakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21