|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fizakana
Fototeny  2  zaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fiaretana, fandeferana: Zava-tsarotra ny fizakana ny latsa sy ny eso
Fandidiana, fandaharana: Ny fizakako ny fananako
Fitondrana, fananana: Fizakana ny zo malagasy
Ohatra  5  Nilaozana izy, ary tsy nahonon-tena amin' ny fizakana samirery ny lanjan' ankizy efatra. [1.369#]
6  Ny fizakana zo iray anefa dia mety miankina amin' ny fifamaliana eo amin' ny samy firenena. [4.27#]

Teny iditra (2/2)7  fizakana
Fototeny  8  zaka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Fitenenana, firesahana

Fivaditsoratra  11  ankafiza, fizakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21