Teny iditra | 1 fizarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitantanana: Fizarana lova Fitokotokoana: Fizaran' ny tafika ho antokony telo Fisampanana: Eto no fizaran' ny lalana roa: ny iray mianavaratra, ny iray mianatsimo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] distribution; a part of something |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de partager; une division, un chapitre 6 [1.13] adaptation, familiarisation, entraînement; distribution, division, rubrique |
Ohatra |
7 [2.314#] Misy fizarana firy io tantara io? 8 [2.508#] indrindra ny fizarana ny tanimbary. 9 [2.356#] Hisy manko fizarana loka amin' io andro io. |
Fototeny | 10 zara |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Fivaditsoratra | 24 fanazary, fizarana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |