| Teny iditra | 1 fizarazarana |
| Fototeny | 2 zarazara |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 subdivision, différentes parties
[1.13] |
| Ohatra |
5 ka dia aoka hozarazaraina kely ny fizarazarana azy.
[2.285#]
6 Inona avy no voalazan' ny mpanoratra amin' ireo fizarazarana ireo? [2.314#] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|