Teny iditra fizenjena (zenjena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny olona manjenjena na mizenjena, izany hoe mandehandeha tsy misy antony [1.1]
Tovy hevitra fanjenjena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05