Teny iditra fizenjenana (zenjena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehandehanana tsy misy antony, fandehandehanana etsỳ sy erỳ, firenirenena: Mampalahelo ny fonjenjenan' ny zaza tsy misy mpiahy [1.1]
Tovy hevitra fanjenjenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05