Teny iditra fizerizery (zerizery)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mizerizery, miharihary [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fanjerizery

Teny iditra fizerizery (zerizery)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fitadiavana, filaminana [Rakotosaona 1972]

2010/05/06