Teny iditra | 1 fizihirana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 zihitra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |