|
|
|
|

Teny iditra1  fizika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran' ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka mety hanova ny bika aman' endriny fa tsy manova ny maha-izy azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  physique [1.13]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31