Teny iditra | 1 fizika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny toetoetran' ny zavatra ankapobeny sy ny lalàna mifehy azy ka mety hanova ny bika aman' endriny fa tsy manova ny maha-izy azy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 physique [1.13] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |