Teny iditra fiziriziriana (ziriziry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firidiridiana, fanaovana di-doha, fikiribibiana: Nahasosotra ny olona ny fiziriziriany teo amin' ny adihevitra [Rajemisa 1985]

2009/02/23