|
|
|
|

Teny iditra1  fizivana
Fototeny  2  ziva
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba fahita amin' ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana
Ohatra  5  Ny avy amin' ny foko nifampiziva kosa nifampitantara ny hasoan' ny fizivana. [2.643#]

Fivaditsoratra  6  fivazina, fivizana, fizivana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21