|
|
|
|

Teny iditra1  fizivana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba fahita amin' ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana
Ohatra  4  [2.643#] Ny avy amin' ny foko nifampiziva kosa nifampitantara ny hasoan' ny fizivana.
Fototeny  5  ziva

Fivaditsoratra  6  fivazina, fivizana, fizivana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21