Teny iditra | fizozozozoana (zozozozo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famoahana feo ohatra ny feon' ny rivotra mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo na amin' ny elanelan' ny hiriky ny varavarana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le bourdonnement, le bruissement, le sifflement, le lieu, la cause [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/24 |