|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  foaraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Omby novonoina ho sorona mba tsy hisian' ny loza intsony aorian' ny fandevenana ny maty
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the beef used in the ceremony of the afana.
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  foaraka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Sihanaka] zavatra simbana na mpombaina ny maty, babo

Fivaditsoratra  9  afarako, arafoka, arak-afo, foaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21