|
|
|
|

Teny iditra1  fodiavoho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Betsimisaraka] Fomban' akanjom-behivavy ohatra ny boritanana fa afody, izany hoe avadika aty aloha ny bokotra
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny fodiavoho io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31