|
|
|
|

Teny iditra 1  fofoana
Fototeny  2 fofo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Faritra amin' ny tena hatreo amin' ny kibo ka hatreo amin' ny lohalika rehefa mipetraka mitorovoka ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the bosom [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 le giron [1.3#178, 1.8, 1.5]
Voambolana  7  Haiaina
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04