|
|
|
|

Teny iditra1  fofohana
Fototeny  2  fofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asiana, velezina: Nofofohany daka ilay namany
Voa, tratra, azo: Fofohan' ny tazo ao i zokinao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be beaten, to be struck; to be attacked by disease.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11