Teny iditra | 1 fofoina |
Fototeny | 2 fofo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin' ny zanany io zazavavy io Kasaina, kendrena hovonoina: Nofofoiny hovonoina mihitsy aho |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be engaged to be married (of the girl) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#177] Qu’on choisit pour fiancée ou pour de mauvais desseins: Nofofoin’ ny ray aman-dreny ho vadin’ny zanany io zazavavy io (Les parents ont choisi cette fille pour être l’épouse de leur garçon) ~ Nofofoiny hovonoina aho (Il a projeté de me tuer) 7 [1.8] fiancée (se dit de la femme) |
Ohatra |
8 kanefa ny nohazaina sy nofofoina hovonoina ary nitondra fahoriana mafy indrindra dia Ingahy. [2.588#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny fofoina io |
Fivaditsoratra | 14 afofony, fofoani, fofoany, fofoina, ifofoan, nifofoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |