|
|
|
|

Teny iditra1  fofosarita
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a term of malediction
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#178] Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture!

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10