Teny iditra | 1 fohina |
Fototeny | 2 foka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando Ritina: Fohin' ny tany ny ranonorana Trohina ary atelina: Fohin' ny orona ny rivotra / Fohin' ny olona ny sigara |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be inhaled; to be absorbed |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on hume; qui est absorbé comme par une éponge |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny fohina io |
Fivaditsoratra | 12 fanohy, faohin, fohany, fohina, hafoin, hafoni, hafony, hanofy, hifona, hinofa, hofain, hofany, ifohan, nahifo, nifaho, nifoha, nihafo, nihofa, nohafi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |