|
|
|
|

Teny iditra1  fohy fiainana
Singan-teny  2  fohy, fiainana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  1. tsy ampy halavana araka izay ilana azy amin' ny asany, ka tonga kely ezaka; mora mialo toy ny tafaforana na ny vimiaina izany
5  2. fohy andro [1.10#F622]
Fanazavàna teny frantsay  6  qui a peu d'air pour respirer, qui respire difficilement; qui a la vie courte
7  qui ne va pas loin, pas solide: Fohy fiainana ity trano ity (Cette maison n'est pas solide) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/13