|
|
|
|

Teny iditra1  fohy fiainana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#F622] 1. tsy ampy halavana araka izay ilana azy amin' ny asany, ka tonga kely ezaka; mora mialo toy ny tafaforana na ny vimiaina izany
2. fohyandro
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qui a peu d'air pour respirer, qui respire difficilement; qui a la vie courte
qui ne va pas loin, pas solide: Fohy fiainana ity trano ity (Cette maison n'est pas solide)
Singan-teny  5  fohy, fiainana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02