|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fohy fijery
Singan-teny  2  fohy, 3  fijery
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5  manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny voamasony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky [1.10#F622]
Fanazavàna teny frantsay  6  myope [1.3]
Voambolana  7  Fahasalamana
Tovy hevitra  8  fohy maso

Teny iditra (2/2)9  fohy fijery
Singan-teny  10  fohy, 11  fijery
Sokajin-teny  12  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  13  tsy mahatsinjo mialoha ny zavatra mety ho vokatry ny atao [1.10#F622]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12