Teny iditra | 1 foi-kazo |
Singan-teny | 2 foitra, hazo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tonon' ny hazo izay miforona eo amin' ny toerana nisy rantsana tapaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [hazo, a tree.] A knot in wood. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] cicatrice en relief sur certains troncs lisses à l'endroit où se détache une branche caduque ; par extension, noeud |
Voambolana |
7 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Tsipelina hafa | 8 foitrankazo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |