|
|
|
|

Teny iditra1  foitra ivoho
Singan-teny  2  foitra, ivoho
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] foitra any an-damosina, zavatra tsy mety hisy, tsy azo heverina: Foitra ivoho izany, Rangahy ity
Gisa mainty
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [ivoho, behind.] An impossibility.
Fanazavàna teny frantsay  6  [2.415#3248] C'est comme le nombril sur le dos. Expression pour dire que c' est impossible

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07