Teny iditra fokafoka (foka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Adala, tsy misy saina, ketrina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Rather foolish and angry, imprudent, stubborn. [1.2]
Tovy hevitra foka

Teny iditra fokafoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Fakofako [1.78]

Teny iditra fokafoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Herbes sèches, paille, brindilles sans valeur, qu'on utilise comme combustible à bon marché ou pour allumer le feu de bois ; parfois aussi, les végétaux qui les fournissent. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20