|
|
|
|

Teny iditra1  fokarina (fokatra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary ~ Fokaro ny lamba ao anaty vata 4  Velomina, fohazina indray: Nofokariny daholo ny fanao taloha 5  Aseho mibaribary: Nofokarin' ny mpanozon-doha ny helony rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be exhumed; to be extracted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  qu'on exhume; qu'on extrait [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  fanorika, fikorana, firanoka, fironaka, fokarina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20