Teny iditra fokofoko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Niavian' ny hoe mifokofoko [1.1]
Ohatra Nony nitomany i Nivo, nanaraka koa ny sisa, ary dia fokofoko sy fendrofendro no re eran' ny trano. [2.4]
Sampanteny 

Teny iditra fokofoko
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] (comme fakofako, merina) Menue paille restant sur l'aire après le battage ; débris employés comme combustible (voir aussi fokafoka). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31