Teny iditra (1/2) | 1 fokofoko |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Niavian' ny hoe mifokofoko |
Ohatra |
4 [2.4] Nony nitomany i Nivo, nanaraka koa ny sisa, ary dia fokofoko sy fendrofendro no re eran' ny trano. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 6 fokofoko |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.196] (comme fakofako, merina) Menue paille restant sur l'aire après le battage ; débris employés comme combustible (voir aussi fokafoka). [Bara]
|
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 10 fokofoko, kofokofo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |