|
|
|
|

Teny iditra1  fokonolona
Singan-teny  2  foko, olona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Firaisam-pileovana sy fitondran' ny mponina amin' ny tanàna iray na amin' ny vohitra madinika mifanakaiky ka manan-jo eo anatrehan' ny fanjakana izany fileovana izany. (Nisy taloha olona vitsivitsy nikarakara ny fokonolona natao hoe loholona na ray aman-dreny ny fitambarany, ary iray kosa nofidina ho mpitondra, izay nomena ny anarana hoe mpiadidy na lehiben' ny tanàna na ben' ny tanàna)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] (fokon-olona) Same as fokompirenena, but also applied to people of the same district.
6  [1.7] the community group; its organization
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] le groupe communal, son organisation
Kamban-teny 
Lohateny  10  Fokonolona -- fototry ny firenena (Ramasindraibe Paul)
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fokonolona io

Fivaditsoratra  12  fokonolona, nofolonako

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02