|
|
|
|

Teny iditra1  fola-banga
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fampihenam-bidy ataon' ny mpivarotra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [vanga, trade.] Reduction in price; accepted.
Voambolana  5  Toe-karena: varotra
Singan-teny  6  folaka, vanga
Tovy hevitra  7  fola-barotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10